|
|
|
|

Entry1  lahiaivo
Elementary words  2  lahy, 3  aivo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1]
Explanations in English  6  the second son in a family [1.7]
Explanations in French  7  Le cadet [1.3#11]
8  le deuxième fils d'une famille [1.8]
Examples  9  maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#]
10  Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508#]
Vocabulary  11  Relationships: family
Analogs  12  lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa

Anagrams  13 lahiaivo, 14 voailahy

Updated on 2025/09/12