|
|
|
|

Entry1  korondendy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
4 Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota [1.1]
Synonyms  5 korandendy

Updated on 2025/09/19