Entry korandendy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina.
Mitovy hevitra: maloto ~ mifotafota ~ mikesonkesona ~ misolitiditika tsy mahadio tena ~ misolitika ~ misotisoty ~ voretra [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   korondendy

Updated on 2013/02/01