| Entry | 1 korombina |
| Root | 2 koromby |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Arovana, alofana: Korombio tsara ireo voa vao nafafiko ireo Tehirizina, tandremana tsy ho simba: Nokorombiko tsara tao an-trano ireo voa nokendreko hafafy [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|