Entry korirarira (korira)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro
¶ Fialana fetsifetsy entina hampitaroza-dava raharaha [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   korira

Updated on 2009/04/23