Entry korira
Part of speech noun
Malagasy definition Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro
¶ Fialana fetsifetsy entina hampitaroza-dava raharaha [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms korirarira

Updated on 2017/04/02