|
|
|
|

Entry1  korehy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely korehy.
4 Fitomany, mpiketriketrika. [1.1]
Synonyms  5 koreha

Updated on 2025/09/12