|
|
|
|

Entry1  koreha
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Mora mitomany: Tsy hita koa izay hanaovana itỳ zanakao ity fa zazakely koreha [1.1]
Synonyms  4 korehy
Analogs  5  fitomany, 6  mpiketriketrika

Anagrams  7 haroke, 8 heroka, 9 horake, koreha, 10 rehoka, 11 rohake

Updated on 2025/09/12