| Entry | 1 korataba |
| Root | 2 kotaba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1] |
| Examples |
5 Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba.
[2.529]
|
| Derivatives |
|
| Synonyms | 23 kotaba |
| Anagrams | 24 atrobaka, 25 borataka, 26 korataba, 27 rako-bata |
| Updated on 2025/09/19 |
|