| Entry | 1 kopala manatrika |
| Elementary words | 2 kopala, 3 manatrika |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 amin' io kopala io dia ny ranjon' ilay olona an-daniny na ny lohaliny na ny kibony, no asana amin' ny vohon-tongotra.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|