|
|
|
|

Entry1  kôntinanta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  [kontinenta] 3 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]
4 velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]
5 tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explanations in French  6 continent [1.13]
Vocabulary  7  Geography: (in general)
Synonyms  8 tanibe
Quotes  9  Texts mentioning this word

Updated on 2025/09/12