Entry konokono
Part of speech noun
Malagasy definition hazo mitovitovy amin' ny paoma ny habeny, amin' ny antokon' ny anonacĂ©es, iray zarazana amin' ny keridebefo (coeur de boeuf) nampidirina teto. Misy voany lehibe fihinana, malemy, mamy somary maharikivy kely ary misy fofona canelle indrindra, izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe pomme canelle. Eo amin' ny volana Marsa ka hatramin' ny Mey no fahavokarany. Be azy ao amin' ny faritany andrefana: Soalala ka hatrany Toleara. [Ravelojaona 1937]
French definition  [Tankarana] coeur de boeuf. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary 
Other spellings 
Synonyms koropetaka ~ konokonombazaha

2017/05/14