Entry koloina (kolo)
Part of speech passive verb
Malagasy definition amboarina sy karakaraina fatratra [SLP 1986]
 tezaina sy beazina saina, fo sy fanahy hanana toetra sy mendrika araka ny fitsipi-pitondran-tena mifanandrify amin' ny fomba amam-panaon' ny fiarahamonina ivelomana ary mitatra amin' ny fiarahamonina hafa: Koloina mba hanana fahaiza-miaina sy fahaiza-manao ary hanana ny maha izy azy ny taranaka
¶ tandremana sy karakaraina ary kokakojaina fatatra mba ho soa sy haharitra: Tsy ny saina sy fo amam-panahy ihany no koloina fa ny vatana indrindra koa [Akademia 2005]
French definition entretenu, cultivĂ© [SLP 1986]
Examples Zava-dehibe tokoa ny kolontsaina ka koloina sy tehirizina fatratra. [FOFAFIPE: Haivola]

2019/08/17