|
|
|
|

Entry1  kodiarana
Root  2 kodia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Kodia afaka mihodinkodina andehanan' ny bisikileta, kalesy na fiara [1.1]
Explanations in English  5 a wheel [1.7]
Explanations in French  6 roues
7 boules que les enfants font rouler sur un plan incliné [1.3]
8 roue [1.8]
Examples  9  Ny kodiarana an-kavanana no voa. [2.332#]
10  Indreo nanitsy lalana ny kodiarana, dia lasa koa iny. [1.281#ikakilaysyifaralahy]
11  Nanapaompy ilay kodiarana nifetaka rehetra ilay mpila voatsihary. [2.4#]
Synonyms  12 kodia
All compound words  13  5 combinations of this word

Updated on 2025/11/09