Entry kobay
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry kobay
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] tehina, kibay [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] kibay [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano, Taisaka] tehina [Rakotosaona 1972]
French definition   [Tankarana] bâton. [David 1952 (takila K)]
Synonyms   kibay ~ kobay bory
Quotes  

Entry kobay (koba)
Part of speech   imperative of passive verb kobaina [list]

Updated on 2017/03/10