|
|
|
|

Entry1  kitrokely
Elementary words  2 kitro, 3 kely
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ilay taolana mivohitra miranirany eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra; ny kitrokely dia karazana kambon' ny tendron' ireo taolan-dranjo anankiroa [1.1]
Explanations in French  6 cheville [1.13]
Vocabulary  7  Biology

Updated on 2025/10/11