Entry kitay telo an-dalana (kitay, telo, any, lalana)
Part of speech expression
Malagasy definition fomba fizarana ny haren' ny mpivady misaraka, ka ny roa anjaran' ny lahy, ny iray anjaran' ny vavy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31