Entry kirihitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo madinidinika miara-maniry, mitsitokotoko eny an-dohasaha na an-kavoana. [Rajemisa 1985]
 hazo madinika sy akata mifandringitra [SLP 1986]
Explanations in English shrubs, brush, bushes [Hallanger 1973]
Explanations in French arbrisseaux, broussailles [Hallanger 1974]
 fourré, taillis [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms kirihitr' ala
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tendrombohitra havoana Andringitra, be ala kirihitra, sy hazo majinika, sy vato, sy ampanga; [Callet: Tantara, page 17]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [Rajaonarivelo: Bina, page 24]

Entry Kirihitra
Part of speech name (book or play title)
Author Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31