Entry kipily
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tehina fohy na fantika ataon' ny mpiandry omby fitorahana; fiantoraka ny zavatra lavalava atsipy ka mihodinkodina alohan' ny hiantefany amin' ny anipazana azy [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2017/04/02