Entry | 1 kipilipily |
Root | 2 kipily |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 [2.643#] Nenjehiny indray anefa aho, ary tahaka ny kipilipily hazo no fandehany. 5 [2.587#] Notonafan' ireo tamin' ny tonta-vato itairana sy ny tora-defona ary ny kipilipily hazo tamin' izay, ka tsy ampy indray mitono valala, dia indreto ny faty niampatrampatra sy nitsitsitra teo am-bavahady; |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |