Entry kiliolio (kilio)
Part of speech noun
Malagasy definition Fatsora, tsy mahatoky, tsy marin-toetra: "Manarakaraka io -- Ilay zoky sady andry -- tsy tia kiliolio -- mpitarika ny zandry" (J. Narivony) [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms kilio

2009/02/23