Entry fikiliolio (kiliolio)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba na toetran' ny olona mikiliolio, izany hoe mivezivezy, mivoivoy, tsy marin-toetra [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23