| Entry (1/4) | 1 kilanjy |
| Root | 2 lanjy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 pipa fifohana paraky na vovo-tsigara
[1.10#K199] 5 Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa [1.1] |
| Explanations in English |
6 a tobacco pipe
[1.2] |
| Explanations in French |
7 pipe
[1.3] |
| All compound words | 8 tain-kilanjy |
| Entry (2/4) | 9 kilanjy |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets.
[Betsileo]
[1.10#K199] |
| Explanations in English |
12 the name of a grass
[Betsileo]
[1.2] |
| Explanations in French |
13 Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux.
[Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulary | 14 Botany |
| Scientific name |
|
| Entry (3/4) | 17 kilanjy |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in Malagasy |
19 tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry
[Betsileo]
[1.10#K199] |
| Explanations in French |
20 Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois).
[Betsileo]
[1.196] |
| Examples |
21 kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana
[1.10#K199]
|
| Vocabulary | 22 Botany |
| Entry (4/4) | 23 kilanjy |
| Part of speech | 24 noun |
| Explanations in Malagasy |
25 zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba
[1.10#K199] |
| Explanations in French |
26 Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy).
[Sakalava]
[1.196] |
| Vocabulary | 27 Botany |
| Updated on 2025/11/09 |
|