| Entry | 1 kidoro |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1] |
| Explanations in English |
4 a mattress [1.7] |
| Explanations in French |
5 matelas [1.3#328, 1.8] 6 paillasse [1.3#328] 7 Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka, kidoro-landihazo, kidoro-rofia, etc. [1.196] |
| Examples |
8 Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra.
[2.643#]
9 Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao. [2.4#] 10 Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny. [2.470#] |
| All compound words | 11 5 combinations of this word |
| Anagrams | 12 doroky, 13 kidoro |
| Updated on 2025/10/08 |
|