| Entry | 1 kidiadiavorona |
| Elementary words | 2 kidiadia, 3 vorona |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens).
[1.1] |
| Vocabulary | 6 Botany: grass |
| Other spellings | 7 kidiadiamborona |
| Updated on 2025/11/02 |
|