Entry (1/2) | 1 kiany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tsiny, kilema, fahadisoana [1.10] |
Explanations in French |
4 Un petit défaut déparant ce qui est bien, un peu de bien mêlé à ce qui est mal ou à ce qui est laid [1.3#326] |
Examples |
5 Asa tsy misy kiany mihitsy no ilaina halefa any amin' ny Fampisehoana
[1.10]
6 Tsy misy kiany io laha-teny io na dia kely aza (Il n’y a pas le moindre défaut dans ce discours) [1.3] 7 Tsara tarehy ihany izy, saingy ny kiany petak’ orona (Il est joli, sauf qu’il a le défaut d’être camus [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 16 kiany |
Part of speech | 17 noun kiana and pronoun |
Anagrams | 18 inaky, 19 kiany, 20 kinia, 21 naiky |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |