Entry ki~
Part of speech prefix [Words with ki~]
Malagasy definition Tovona: Atao eo alohan' ny fototeny ka mahatonga anarana milaza fitaovana enti-manao ny asa na manao ny zavatra lazain' ny fototeny: Kifafa, kilalao. [Rajemisa 1985]
English definition préfixe used in forming nouns: fafa, sweeping; kifafa, a broom [Hallanger 1973]
French definition préfixe qui sert à former des noms: fafa, action de balayer; kifafa, balai [Hallanger 1974]

Entry ki~~
Part of speech prefix [Words with ki~~]
Malagasy definition Tovona: Fanao eo alohan' ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa (mitovy amin' ny tsi~~): Kitranotrano, kiombiomby (tsiombiomby, tsitranotrano) [Rajemisa 1985]
English definition préfixe used in forming nouns with reduplicatives, giving the meaning of small, not serious: trano, house; kitranotrano, playing house, a play house [Hallanger 1973]
French definition préfixe qui sert à former des noms avec les réduplicatifs; ces noms ont le sens de: petit, pas sérieux [Hallanger 1974]

Updated on 2017/06/29