| Entry | 1 ketraketraka |
| Root | 2 ketraka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 duplicatif fréquentatif
[1.3] |
| Examples |
5 Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy.
[1.436#]
6 Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy. [2.587#] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|