Entry ketoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra
¶ Zava-mahazo noho ny fanaintainana [Rajemisa 1985]
French translation   coup de dent, morsure, piqûre
¶ figuré: douleur aiguë; action de gourmander [Abinal 1888]
Derivations  

Entry ketoka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   voatery mafy nefa tsy maharitra [SLP: Voambolana]
French translation   coincé [SLP: Voambolana]

Entry ketoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Updated on 2017/04/02