| Entry | 1 ketohina |
| Root | 2 ketoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kekerina mafy, terena amin' ny nify na amin' ny tandra: Noketohin' ny saka ny tanan' i Koto ka nandeha ra Tsindronina, atao manaintaina: Noketohin' ny takolapanenitra ny tongotro. / Ketohin' ny hatsiaka [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 Henokita, 10 ketohina |
| Updated on 2025/09/12 |
|