| Entry | 1 kehankehana |
| Root | 2 kehana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona.
5 Fihetsika mitory hambo na fihamboana. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 10 kehana |
| Updated on 2025/09/19 |
|