| Entry | 1 kehana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
4 Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 11 kehankehana |
| Combinations | 12 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word kehana |
| Updated on 2026/04/22 |
|