Entry katrahana (katraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao heno mikepoka: Nokatrahakony toto-hondry ny lohany [1.1]
Morphology 
Present : katrahana, katrahako, katrahanao, katrahany, katrahantsika, katrahanay, katrahanareo, katrahan', katrahan-, katraham-, katraha-
Past : nokatrahana, nokatrahako, nokatrahanao, nokatrahany, nokatrahantsika, nokatrahanay, nokatrahanareo, nokatrahan', nokatrahan-, nokatraham-, nokatraha-
Future : hokatrahana, hokatrahako, hokatrahanao, hokatrahany, hokatrahantsika, hokatrahanay, hokatrahanareo, hokatrahan', hokatrahan-, hokatraham-, hokatraha-
Imperative : katraho

Anagrams 

Updated on 2023/01/20