| Entry (1/3) | 1 karija |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [Sakalava]
[1.1] |
| Analogs | 4 fahetse |
| Entry (2/3) | 5 karija |
| Part of speech | 6 noun |
| Analogs | 7 sikidy |
| Text |
8
|
| Entry (3/3) | 9 Karija |
| Part of speech | 10 name (anthroponym) [Full list] |
| Examples |
11 Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508#]
|
| Vocabulary | 12 History: individuals |
| Anagrams | 13 jarika, 14 karajy, 15 karija, Karija |
| Updated on 2025/10/12 |
|