|
|
|
|

Entry1  kararavina
Root  2 ravina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [1.10#K.98]
5 Manify dia manify [1.1]
Explanations in French  6 très mince comme une toile d'araignée [1.3#313]
Examples  7  Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [2.996]
Analogs  8  elatrangidina

Updated on 2025/09/12