| Entry | 1 karandahy |
| Elementary words | 2 karàna, 3 lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 [karan-dahy]
fatsora-lahy [1.1] |
| Explanations in French |
6 homme roué [1.3#313] |
| Examples |
7 satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo;
[2.996]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|