|
|
|
|

Entry1  karamanga
Elementary words  2 karatra, 3 manga
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona [1.1]
Explanations in French  6 impôt sur le revenu [1.5]
Vocabulary  7  Economy: trade 8  Law

Anagrams  karamanga, 9 makaranga, 10 mangaraka

Updated on 2025/09/12