| Entry | 1 kaonty |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao.
4 Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany. [1.1] |
| Explanations in English |
5 an account.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 compte.
[1.8] |
| Examples |
7 Mpanao kaonty no asako.
[2.4#]
8 Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#] 9 Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 17 7 combinations of this word |
| Anagrams | 18 kanoty, 19 kaonty, 20 kitano, 21 kitona, 22 ontika, 23 takony, 24 tokina |
| Updated on 2025/11/11 |
|