Entry | kantsam > hantsana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tevana, hady na lavaka lalina, fampana [1.1] | |
Explanations in English | A precipice; cf. tevana [1.7] | |
Explanations in French | Précipice, abîme; cf. tevana [1.8] | |
Entry | kantsam > hantsaña | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Endy, manamaina kafe na vary na laoka ambony afo, manendy [1.78] | |
Entry | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Feon-java-maranitra rehefa andidiana na anapahana; fanapahana na fandidiana tsy misy mitazona [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Le bruit que font les instruments tranchants, lorsqu'on s'en sert pour couper; l'action de couper, de trancher net [1.3] | |||||||||||||||
Vocabulary | Sound | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Entry | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra maivana dia maivana noho izy tena maina [1.1] | |||||||||||||||
Entry | kantsam > kantsana | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tapaka tsipika izay mifarana toa voakantsana ny ilany sy ilany [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Segment [1.13] | |||||||||||||||
Vocabulary | Mathematics: geometry | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||