| Entry | 1 kankandio |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kankana fisaka mirefy 1 na 2 sm, izay mivelona ao anatin' ny lalandran' ny olombelona ka mahatonga ny aretina atao hoe takilodrano. (Misy karazany roa ny kankandio: ny kankandion-tsinay ary ny kankandion-tatavia, ka arakaraka izay kankandio tafiditra amin' ny tena no maha-samy hafa ny takilodrano mahazo ny tena koa).
[1.1] [kakan-dio] 4 karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy. [1.13] |
| Explanations in French |
5 bilharzie.
[1.13] |
| Vocabulary | 6 Health |
| Synonyms | 7 sokoraty |
| Updated on 2025/09/12 |
|