|
|
|
|

Entry1  sokoraty
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 karazana kankana mivelona amin'ny sifotra mahatonga ny bilarziôzy. [1.13]
Explanations in French  4 bilharzie. [1.13]
Vocabulary  5  Health
Synonyms  6 kankan-dio

Updated on 2025/09/12