Entry kankafotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-borona ohatra ny voromailala ny habeny, vasobaso-bolo, mitovy amin' ny toloho ny bikan' ny tenany fa ny toloho menamena, malaza amin' ny fanenony tsy miova ary tsy diso fotoana (amin' ny fiandohan' ny lohataona sy fahavaratra) ka nahatonga ilay fitenenana hoe: "Volan-kankafotra ka ny omaly tsy miova ihany". (Anaran-kafa iantsoana azy koa: Taontaonkafa) [1.1]
Explanations in French Espèce de coucou [1.54]
Examples Ny kankafotra ve sa ny voro-mahery? [2.445]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  abilimborona ~ toloho
Proverbs 

Updated on 2023/08/11