| Entry | 1 kanefa |
| Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao).
[1.1] |
| Synonyms | 4 anefa, kandrefa, nefa |
| Anagrams | 5 faanke, 6 fanake, 7 fekana, 8 fenaka, 9 kanefa |
| Updated on 2025/10/31 |
|