Entry kambontsinay (kambo, tsinay)
Part of speech noun
Malagasy definition Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2013/01/08