| Entry | 1 kambontenda |
| Elementary words | 2 kambo, 3 tenda |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao [1.1] |
| Vocabulary | 6 Biology 7 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|