Entry | 1 kambanteny |
Elementary words | 2 kambana, 3 teny |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Teny roa na mihoatra nakambana hilazana hevitra na sokazin-javatra iray: Valalatsimandadiharona, viliantsahona [1.1] 6 [kamban-teny] teny avy amin' ny teny vitsivitsy nakambana: viliantsahona [1.1] |
Explanations in French |
7 mots composés [1.5] |
Vocabulary | 8 Linguistics |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |