|
|
|
|

Entry1  kamahana
Root  2 fahana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1]
Explanations in French  5 la becquée, la pâture portée en becquée [1.3]
Examples  6  Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#]
Vocabulary  7  Zoology: (in general)

Anagrams  kamahana, 8 manahaka

Updated on 2025/09/12