Entry kaleva
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo madinidinika izay fanaovana tahona famaky na antsy na lefona ny hazony (Croton Lp) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Croton

Entry kaleva
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fihinanan' ny vatom-panorona ka midona vao misarika ary mijanona ao am-poina. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2013/01/08