|
|
|
|

Entry1  kalesy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
4 Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
Explanations in English  5 a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
Explanations in French  6 calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
7 calèche, voiture, chariot [1.13]
Examples  8  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
9  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
10  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Vocabulary  11  Transportation
All compound words  12  5 combinations of this word
Article  13 Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  14 kalesy, 15 selika, 16 silake

Updated on 2025/11/09