Entry kalanoro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Rajemisa 1985]
Examples   Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [Andriamalala: Ranomasina, page 51]
Vocabulary  
Scientific name   Ipomoea batates
Analogy   kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory

Entry Kalanoro
Part of speech   name (fictitious character) [list]
Malagasy definition   Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [Rajemisa 1985]
French definition   Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [Abinal 1888]
Examples   Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [Randriamamonjy: Tantara, page 31]
Vocabulary  

Updated on 2017/08/07